Actualités > TAFITA AMIN'NY DINGANA MANASA-DALAN'N...

TAFITA AMIN'NY DINGANA MANASA-DALAN'NY CHAN NY BAREA MADAGASIKARA


Lavon'ny Barea tany amin'ny fandakana "Tirs au but" i Kenya teo amin'ny lalao am-pahefadalan'ny CHAN. 1 noho 1 no nisarahana teo amin'ny fe-potoana ara-dalana niampy ny fanalavam-potoana. Tany amin'ny fandakana tirs au but kosa isika no nivoaka ho mpandresy tamin'ny isa 4 noho 3

Publie le 25/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités