Ho tanterahina ao Fianarantsoa, Faritra Matsiatra Ambony, ny alarobia 02 jolay 2025 ny Filankevitry ny Minisitra. Efa maro ireo asa natao ho an'ny Faritra ary manakaiky vahoaka hatrany ny Fitondram-panjakana hijerena izay mbola mila hatao hamaly ny filàna eny ifotony.