Actualités > HO TANTERAHINA AO FIANARANTSOA FARITR...

HO TANTERAHINA AO FIANARANTSOA FARITRA MATSIATRA AMBONY NY ALAROBIA 02 JOLAY 2025 NY FILANKEVITRY NY MINISITRA


Ho tanterahina ao Fianarantsoa, Faritra Matsiatra Ambony, ny alarobia 02 jolay 2025 ny Filankevitry ny Minisitra. Efa maro ireo asa natao ho an'ny Faritra ary manakaiky vahoaka hatrany ny Fitondram-panjakana hijerena izay mbola mila hatao hamaly ny filàna eny ifotony.

Publie le 01/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités