Actualités > FAMPIROBOROBOANA NY MAHA OLONA SY ASA...

FAMPIROBOROBOANA NY MAHA OLONA SY ASA SOSIALY TETO FIANARANTSOA

Olona 17000 no nisitraka fanampiana hatreto raha ho any faritr'i Matsiatra Ambony manokana. Ny 4000 isa tao Alakamisy Itenina, 3500 isa tao Alakamisy Ambohimaha, 3500 isa ho an'Ambohimahasoa ary 6000 isa ao Ambatomena Fianarantsoa.Noho ny fitiavanareo sy ny fahatokisanareo ahy hoy ny Filoha Andry Rajoelina  dia hanampy anareo, hiasa ho anareo, hanakaiky bebe kokoa anareo aho.Ny fitiavana tsy atao am-bava fotsiny, fa ny fitiavana dia arahin’asa, ary ny fitiavana dia mila porofoina ho an’ny vahoaka sy ny olona tsirairay avy. Ka izay zavatra teneniko aminareo hoe isika mila mifanome tanana, mila mifanampy, ary indrindra ihany koa mila mifampitsinjo, hoy hatrany ny Filoha.

Publie le 07/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités