Tongasoa eto amintsika izao takariva izao ny Filohanโny Repoblikan'i Namibia, Ramatoa Netumbo Nandi-Ndaitwah, hiatrika ny Fihaonana an-tamponโny SADC, andiany faha-45 hotontosaina eto amintsika. Nandray azy teo am-pahatongavany ihany koa ny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta Ntsay Christian. ๐๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐