Efa tonga eto Mananjary ny vary 100 taonina sy ny kojakoja maro avy amin’Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA mivady ho sitrahin’ireo tokantrano 1849 tra-boina vokatry ny hai-trano niseho teto an-toerana. Maneho fankasitrahana ny filoham-pirenena mivady amin’izao fanampiana goavana izao.