Actualités > TSARA HO FANTATRA

TSARA HO FANTATRA


Ireto misy tsara ho fantatra vitsivitsy mba tsy  hahatonga antsika andairan'ny tsaho sy ny vaovao tsy marina.__1- Iza ilay manaparitaka vaovao ? Olona azo itokisana ve ? Haino vaky jery ve ? Sa Pejy na olona mitady buzz ? 2 : Ovina ilay tranga no niseho ? Sao dia vaovao lany daty na vaovao  noforonina  ? 3 : Aza mihaino laklosy tokana ? Ahitana laharanom-baovao hafa ve ?4: Amarino foana ny vaovao voaray mialoha ny hizarana azy

Publie le 29/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités