Ireto misy tsara ho fantatra vitsivitsy mba tsy hahatonga antsika andairan'ny tsaho sy ny vaovao tsy marina.__1- Iza ilay manaparitaka vaovao ? Olona azo itokisana ve ? Haino vaky jery ve ? Sa Pejy na olona mitady buzz ? 2 : Ovina ilay tranga no niseho ? Sao dia vaovao lany daty na vaovao noforonina ? 3 : Aza mihaino laklosy tokana ? Ahitana laharanom-baovao hafa ve ?4: Amarino foana ny vaovao voaray mialoha ny hizarana azy