Actualités > FANKAN-KEVITRA

FANKAN-KEVITRA


Ho an’ny any amin’ny faritra manerana ny Nosy dia ny 𝑭𝒊𝒕𝒂𝒍𝒆𝒂𝒗𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒓𝒂𝒔𝒆𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 sy ny 𝒃𝒊𝒓𝒂𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒉𝒐𝒍𝒂𝒇𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 any an-toerana, ary ny fikambanan' ny mpanao gazety isam-paritra no mandrindra sy mandamina ny daty, ny ora ary ny toerana.  Ny tanjona dia ny ahafahan’ny mpisehatra rehetra miara-manomana tolo-dalàna sy fandaharanasa mifandraika amin’ny fanovàna izay takian’ny vanim-potoana lalovan’ny firenena. Hamafisin’ny Minisitera fa ity fomba fiasa ity dia tafiditra indrindra ao anatin'ny finiavana hitady vahaolana maharitra noho ireo olana izay nambaran'ny mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny serasera sy kolontsaina nandritra ny taona maro

FANKAN-KEVITRA
Publie le 06/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités