๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป-๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ karakarainโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina, ary nanasร na ireo mpisehatra manerana ny Nosy.Taorianโny antso fakan-kevitra nataonโny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia tontosa ny ๐๐น๐ฎ๐ธ๐ฎ๐บ๐ถ๐๐ ๐ฒ ๐ก๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ teo izany ho anโireo mpisehatra ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ rehetra manerana ny Nosy. Niompana tamin' ny fanitsiana sy fanatsarana ny ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐ผ ๐๐ฎ๐ธ๐ ๐ท๐ฒ๐ฟ๐ ๐๐ ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ny lahadinika.Nandray anjara taminโizany ireo mpanao gazety isa-paritra sy fikambanana mpanao gazety ary ireo firaisamonim-pirenena sy mpisehatra matihanina aminโny serasera sy ny kolontsaina samihafa. Taminโny alalanโny fivoriana ampitain-davitra notarihinโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina no nanatanterahana izany. Niara-dalana taminโio fotoana io koa ny fakan-kevitra ho fanatsarana ny ๐๐ผ๐น๐ฎ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ ๐ต๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ต๐ฎ๐ ( LAICP)Taorinโio dingana voalohany io dia natao teto an-drenivohitra koa ny ๐ญ๐ผ๐บ๐ฎ ๐ณ ๐ก๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ny fakan-kevitra ho anโireo mpisehatra teto ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ. Nisy ny lamina napetraka araka izany ka notanterahina teo anivon'ny biraonโny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tetsy Nanisana ny fakan-kevitra momba ny lalร nan'ny Serasera aminโny haino vaky jery.Nisy ny fametrahana ๐ธ๐ผ๐บ๐ถ๐๐ nianga avy taminโireo mpisehatra nandray anjara, izay hiandraikitra ny fanangonan-kevitra sy famakafakana izany. io Komity io no hanohy ny FANANGONANA ireo tolo-kevitra avy aminโireo mpandray anjara rehetra na avy any aminโny Faritra na avy ao Antananarivo. Andraitrโio Komity io ihany koa ny FANDRAVONANA ireo tolo-kevitra voaray.๐๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ny fanoloranโio komity io ato anatinโity herinandro, ireo ๐๐ผ๐น๐ผ-๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฎ mba ho hitanโny besinimaro ary entina hangatahana fankatoavana eo aminโireo mpisehatra mialoha ny hanolorana azy eo anivon โny minisitera mba haroso ho laniana eny anivonโny Antenimierampirenena roa tonta.Marihina fa mbola mitohy hatrany ny fahazoana manolotra tolo-kevitra ho anโireo rehetra tsy afaka tonga teny an-toerana.sary nandritra ireo fakan-kevitra isam-paritra sy tao Antananarivo.