Tonga nitsidika ny Distrikanโi ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ao anatinโny ๐๐ถ๐๐ฎ๐น๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฆ๐ข๐๐๐ ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐๐ฆ๐๐๐ฅ ๐๐ฒ๐ป๐ผ๐๐ผ๐ฎ, izay nijery ny zava-misy eo anivonโity rantsamangaikanโny minisitera ity sy nihaonany mivantana taminโireo ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ao an-toerana mba hahafantarana izay fanavaozana ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐, ary nihaona sy nitafa taminโireo ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ihany koa.Niara-dalana taminโity ๐ณ๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ ity ihany koa dia tonga nanotrona sy nitarika ny fitokanana ny ๐ฅ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ฅ๐ฉ๐ ๐ ๐๐ ๐ต๐ฎ ao Mandritsara ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, notroninโny Solombavambahoaka ๐ฅ๐๐๐ข๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐ง๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ธ๐ aminโny maha mpiara-miasa akaiky azy.Ankoatra ny fanitarana ny efitrano Fiangonana dia nahazo ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ sy nanitatra ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ny Radio RVMM izay onjapeonโny ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ถ๐๐๐ฎ ๐๐ถ๐ฏ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ ao Mandritsara, ka notanterahina ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐ญ ๐ก๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ny fitokanana azy, izay natao ao anatinโny fanamarihana ny faha 30 taonanโny Hรดpitaly HVMM izay anโny Fiangonana ihany.Mitana anjara-toerana lehibe hoanโny mpiray tanindrazana ao aminโny ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐บ๐๐๐๐ tokoa ity ๐ข๐ป๐ท๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฒ๐ผ ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ FM 92 ao ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ity noho izy fitaovana ampiasaina aminโny lafiny fanabeazana sy fampianarana, eo aminโny fanabeazana ara-pahasalamana, ny fanabeazana ara-pinoana, ary indrindra aminโny lafiny fampitam-baovao ilainโny mponina an-davanandro sy anarahanโny mponina ireo vaovao mombanโny fiainam-pirenena.Adidy iraisana ho anโny ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ rehetra tsy anavahana ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ hoanโny olom-pirenena, sy ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ho anโireo mpiray tanindrazana ka ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ hatrany ianareo ๐ข๐ป๐ท๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ tahaka izao hoy ny minisitra mpiahy ka mendrika alain-tahaka, ary manentana ireo haino aman-jery tsy an-kanavaka ihany koa samy hiezaka mba hanomezana fahafaham-po ny mpanara-baovao.Ao anatinโizay endrika ๐ณ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ izay ihany dia mpiasa 35 mianadahy, nahavita be teo anivonโny Sekoly, ny Hรดpitaly,ary ny Radio RVMM no notolorana marim-pankasitrahana ka nifarimbona taminโny fanatanterahana izany ireo manam-pahefana sy solontenam-panjakana tonga nanotrona, izay notarihinโny Minisitra Gascar Fenosoa , ary koa nahitana ny Solombavambahoaka voafidy tao Mandritsara RASOLOMANANA Beby Olivier, ny Lehibenโny Distrika ao Mandritsara, ny Talem-paritry ny Serasera sy kolontsaina ao Sofia RAHARISON Mika Andrรฉ, ireo Talem-paritra samihafa, ary tomponโandraikitra ara-panjakana sy tsy miankina ao an-toerana.