Tonga nitsidika ny Rovan'i Madagasikara ny 18 Novambra 2025, Andriamatoa Fra’ Emmanuel Rousseau, Grand Commandeur ny Ordre Souverain de Malte, niaraka tamin-dRamatoa Véronique de La Rochefoucauld, Ambasadaoron’ny Ordre Souverain de Malte eto Madagasikara.Finaritra ary nankasitraka ny fitsidihana izy ireo. Nanamarika fa tena manankarena ara-tantara, ara-kolontsaina ary ara-bakoka isika Malagasy. Zava-dehibe ny fitsidihina tahaka izao, mampitombo ny fifandraisana sy ny fampahafantarana an'i Madagasikara any andafin'ny riaka, ary mampitombo ihany koa ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny kolontsaina, ny fizahantany ary sehatra maro samy hafa. Rovan'i Madagasikara Son Excellence Fra’ Emmanuel Rousseau, Grand Commandeur de l’Ordre Souverain de Malte, accompagné de Madame Véronique de La Rochefoucauld, Ambassadeur de l’Ordre Souverain de Malte à Madagascar, ont visité le Rovan’i Madagasikara, le 18 novembre 2025.Ils ont apprécié et ont été ravis de cette visite. Ils ont souligné la richesse de l’histoire, de la culture et du patrimoine malagasy. Une visite importante qui contribue à faire connaître Madagascar à l’international et qui renforce les coopérations dans le secteur de la culture, du tourisme et bien d’autres secteurs. #ormada #rovanimadagasikara #patrimoineculturel #musee #ordredemalte