Actualitรฉs > MENDRIKA ALAIN-TAHAKA AMIN'NY FAMPIAS...

MENDRIKA ALAIN-TAHAKA AMIN'NY FAMPIASANA FITAOVANA ARIFOMBA SY FANAJANA LALANA RADIO VAOVAO MAHAFALY MANDRITSARA ๐˜™๐˜๐˜”๐˜” ๐—™๐—  ๐Ÿต๐Ÿฎ.

Tonga nitsidika ny Distrikanโ€™i ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ao anatinโ€™ny ๐—™๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฆ๐—ข๐—™๐—œ๐—” ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐—š๐—”๐—ฆ๐—–๐—”๐—ฅ ๐—™๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ, izay nijery ny zava-misy eo anivonโ€™ity rantsamangaikanโ€™ny minisitera ity sy nihaonany mivantana taminโ€™ireo ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ao an-toerana mba hahafantarana izay fanavaozana ๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’”๐’†๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚, ary nihaona sy nitafa taminโ€™ireo ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ihany koa.Niara-dalana taminโ€™ity ๐—ณ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ity ihany koa dia tonga nanotrona sy nitarika ny fitokanana ny ๐—ฅ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ ๐—ฅ๐—ฉ๐— ๐—  ๐—™๐—  ๐Ÿต๐Ÿฎ ao Mandritsara ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, notroninโ€™ny Solombavambahoaka ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—ข๐—ง๐—ข๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ธ๐˜† aminโ€™ny maha mpiara-miasa akaiky azy.Ankoatra ny fanitarana ny efitrano Fiangonana dia nahazo ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’“๐’Š๐’‡๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ sy nanitatra ๐’†๐’‡๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’๐’ ๐’‡๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ny Radio RVMM izay onjapeonโ€™ny ๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—•๐—ฎ๐˜๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฎ ๐—•๐—ถ๐—ฏ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ao Mandritsara, ka notanterahina ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿญ ๐—ก๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ny fitokanana azy, izay natao ao anatinโ€™ny fanamarihana ny faha 30 taonanโ€™ny Hรดpitaly HVMM izay anโ€™ny Fiangonana ihany.Mitana anjara-toerana lehibe hoanโ€™ny mpiray tanindrazana ao aminโ€™ny ๐‘ญ๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘บ๐’๐’‡๐’Š๐’‚ tokoa ity ๐—ข๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐—ป๐—ฎ FM 92 ao ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ity noho izy fitaovana ampiasaina aminโ€™ny lafiny fanabeazana sy fampianarana, eo aminโ€™ny fanabeazana ara-pahasalamana, ny fanabeazana ara-pinoana, ary indrindra aminโ€™ny lafiny fampitam-baovao ilainโ€™ny mponina an-davanandro sy anarahanโ€™ny mponina ireo vaovao mombanโ€™ny fiainam-pirenena.Adidy iraisana ho anโ€™ny ๐’‰๐’‚๐’Š๐’๐’ ๐’—๐’‚๐’Œ๐’š ๐’‹๐’†๐’“๐’š rehetra tsy anavahana ny ๐’‡๐’‚๐’๐’๐’Ž๐’†๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’—๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’ ๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚ hoanโ€™ny olom-pirenena, sy ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’—๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’ ๐’—๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚ ho anโ€™ireo mpiray tanindrazana ka ๐’•๐’๐’๐’๐’“๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ hatrany ianareo ๐—ข๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ tahaka izao hoy ny minisitra mpiahy ka mendrika alain-tahaka, ary manentana ireo haino aman-jery tsy an-kanavaka ihany koa samy hiezaka mba hanomezana fahafaham-po ny mpanara-baovao.Ao anatinโ€™izay endrika ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ izay ihany dia mpiasa 35 mianadahy, nahavita be teo anivonโ€™ny Sekoly, ny Hรดpitaly,ary ny Radio RVMM no notolorana marim-pankasitrahana ka nifarimbona taminโ€™ny fanatanterahana izany ireo manam-pahefana sy solontenam-panjakana tonga nanotrona, izay notarihinโ€™ny Minisitra Gascar Fenosoa , ary koa nahitana ny Solombavambahoaka voafidy tao Mandritsara RASOLOMANANA Beby Olivier, ny Lehibenโ€™ny Distrika ao Mandritsara, ny Talem-paritry ny Serasera sy kolontsaina ao Sofia RAHARISON Mika Andrรฉ, ireo Talem-paritra samihafa, ary tomponโ€™andraikitra ara-panjakana sy tsy miankina ao an-toerana.

Publie le 24/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs