๐๐ ๐๐๐๐๐'๐๐ "๐๐๐๐๐๐๐๐" ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฟ๐ฒ๐๐ฎ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ...Minisitra 4 no ho vahinin'ny Fandaharana manokan'ny TVM sy Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz amin'ity androany ity amin'ny 8 ora alina. Hiresaka an'io vidin'ny Internet io.Eo ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra, ny Minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ary ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina.