Actualités > VOLAVOLAN-DALANA MIFEHY NY TETIBOLAM-...

VOLAVOLAN-DALANA MIFEHY NY TETIBOLAM-PANJAKANA I

Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola Tsimbazaza, 25 novambra 2025  Lany nasiam-panitsiana ary nasiam-panovana, amin'ny ampahany, tamin’ny tsangan-tanana ny volavolan-dalàna mifehy ny Tetibolam-panjakana 2026 (PLFI 2026). Nanatrika ny  fotoana hatrany ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚, Dr RAMIARISON Herinjatovo, sy ireo teknisiana mpiara-miasa aminy.   #PLFI#MEF_Madagasikara#MEF_Madagascar

VOLAVOLAN-DALANA MIFEHY NY TETIBOLAM-PANJAKANA I
VOLAVOLAN-DALANA MIFEHY NY TETIBOLAM-PANJAKANA I
VOLAVOLAN-DALANA MIFEHY NY TETIBOLAM-PANJAKANA I
VOLAVOLAN-DALANA MIFEHY NY TETIBOLAM-PANJAKANA I
VOLAVOLAN-DALANA MIFEHY NY TETIBOLAM-PANJAKANA I
Publie le 27/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités