Nandray ny asany nanomboka androany ny πΊππππππππ π±πππππππ vaovao eo anivonβny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina πππππππ πππππππππ ππ’ππ«π², voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 19 Novambra lasa teo.Tsy vahiny aminβity minisitera ity ny tenany fa efa nisahana andraikitra ambony tao ihany taminβny fotoana tany aloha.π΄πππππ ππππππ, π΄πππππππππππ ππ π΄ππππππππππ πππππ ππ ππππππππ ππ ππ ππππππππ-ππππππ eny anivonβny OniversitenβAntananarivo ny tenany mialoha izao nahavoatendry azy hisahana andraikitra eto anivonβny minisitera izao.Tontosa androany 25 Novambra tetsy aminβny Biraonβny minisitera ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny Sekretera Jeneraly teo aloha πππππππππππππππ π πππ«π, izay nitana io andraikitra io nanomboka ny taona 2024, taorianβny nitantanany ny andraikitra maha Tale Jeneralinβny Serasera azy nanomboka ny taona 2020.Tamim-pirahalahiana no nahatontosana ny lanonana natao androany teo aminβireo tomponβandraikitra roa tonta, izay samy mpanao gazety rahateo.Tonga nanotrona ity lanonana famindram-pitantanana ity ireo mpiara-miasa eo anivonβny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina notarihinβny Minisitra GASCAR Fenosoa sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy.