Actualitรฉs > LEMANA NALIMBINJANAHARIN'AINASOA FEST...

LEMANA NALIMBINJANAHARIN'AINASOA FESTIN ELISEE NO VOATENDRY HO TALE JENERALIN' NY ORTM NANOMBOKA NY ALAROBIA 19 NOVAMBRA 2025 LASA TEO

๐‹๐„๐Œ๐€๐๐€ ๐๐š๐ฅ๐ข๐ฆ๐›๐ข๐ง๐ฃ๐š๐ง๐š๐ก๐š๐ซ๐ข๐งโ€™๐€๐ข๐ง๐š๐ฌ๐จ๐š ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ง ๐„ฬ๐ฅ๐ข๐ฌ๐žฬ๐ž, no votendry ho ๐‘ป๐’‚๐’๐’† ๐‘ฑ๐’†๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’Š๐’'๐’๐’š ๐‘ถ๐‘น๐‘ป๐‘ด nanomboka ny 19 Novambra lasa teo, nandimby toerana ny Tale Jeneraly teo aloha ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€๐Œ๐๐Ž๐ˆ๐๐€ ๐‘๐€๐๐€๐‘๐ˆ๐•๐„๐‹๐Ž ๐‡๐š๐ฃ๐š๐ข๐ง๐š.Notanterahina androany 25 Novambra tetsy aminโ€™ny efitrano ๐—›๐—”๐—ฉ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—” ๐—”๐—ป๐—ผ๐˜€๐˜† ny lanonana famindram-pitantanana teo aminโ€™ ireo Tale Jeneraly roa tonta, izay notarihinโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa notrononโ€™ny Sekretera Jeneralinโ€™ny minisitera RASOLOFOARIJAONA Miary, ary ireo tomponโ€™andraikitra ambony eo anivonโ€™ny minisitera sy ny Ortm. Ny taona 2024 no nanomboka nisahana ny andraikitra maha Tale Jeneraly azy i ๐‘ซ๐‘ฎ ๐‘ต๐’‚๐’Ž๐’‘๐’๐’Š๐’๐’‚ araka ny anarana ahafantaranโ€™ny maro azy, ary talohanโ€™izay dia efa niandraikitra ny maha Talenโ€™ny TVM ihany koa izy nanomboka ny taona 2021. ๐‘ด๐’‘๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’ˆ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐’Ž๐’‚๐’•๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’Š๐’๐’‚, ๐’•๐’†๐’Œ๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’š momba ny fikirakirana ireo fitaovan-tserasera ary manana traikefa aminโ€™ny asa eo anivonโ€™ny ๐—ข๐—ฅ๐—ง๐—  na ny ๐‘‚๐‘“๐‘“๐‘–๐‘๐‘’ ๐‘‘๐‘’ ๐‘™๐‘Ž ๐‘…๐‘Ž๐‘‘๐‘–๐‘œ ๐‘’๐‘ก ๐‘‘๐‘’ ๐‘™๐‘Ž ๐‘‡๐‘’ฬ๐‘™๐‘’ฬ๐‘ฃ๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘œ๐‘› ๐‘๐‘ข๐‘๐‘™๐‘–๐‘ž๐‘ข๐‘’ ๐‘‘๐‘’ ๐‘€๐‘Ž๐‘‘๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘๐‘Ž๐‘Ÿ ny Tale Jeneraly vao notendrana ๐‹๐„๐Œ๐€๐๐€ ๐„ฬ๐ฅ๐ข๐ฌ๐žฬ๐ž izay niasa nandritra ny 18 taona teo anivonโ€™ity haino amanjerim-pirenena ity. Fanamby napetrany ny hitazomana hatrany ny maha haino amanjery filamatra eto Madagasikara, sy fanoitranโ€™ny fampandrosoana isam-paritra.Tonga maro nanotrona ity lanonana ity ireo mpiara-miasa eo anivonโ€™ny ORTM niaraka taminโ€™ireo fianakaviambenโ€™ny minisitera.

Publie le 27/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs