ActualitΓ©s > OMENTSIKA FAHAFAHAM-PO HATRANY NY VAH...

OMENTSIKA FAHAFAHAM-PO HATRANY NY VAHOAKA MPISITRAKA NY ASATSIKA - HAJAINTSIKA NY ASAM-PANJAKANA

Ireo no teboka nampitain’ny Minisitra 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 π…πžπ§π¨π¬π¨πš nandritra ny fihaonana tamin’ny π’Žπ’‘π’Šπ’‚π’“π’‚-π’Žπ’Šπ’‚π’”π’‚ eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina androany nandritra ny fananganan-tsaina fanao.Notsiahiviny nandritra ity fotoana ity ny hanomezana tolotra mahafapo ireo olom-pirenena misitraka ny asa avy eto anivon’ny minisitera mba ho tsapan’ny vahoaka ny tena 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 marina. Etsy ankilany ihany koa ny fanentanana hatrany ireo mpiara-miasa eto anivon’ny minisitera mba 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 amin’ny maha "π’‚π’”π’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚" ary koa ny fanajΓ na ny ora fiasΓ na.Zava-dehibe loatra ny mampatsiahy ireo teboka ireo hoy ny minisitra mba ho tsapan’ny olompirenena ny fanatsΓ raba entin’ny rafi-panjakana πΉπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘£π‘Žπ‘œπ‘§π‘Žπ‘›π‘Ž 𝑛𝑦 π‘…π‘’π‘π‘œπ‘π‘™π‘–π‘˜π‘Žπ‘›β€™π‘–  π‘€π‘Žπ‘‘π‘Žπ‘”π‘Žπ‘ π‘–π‘˜π‘Žπ‘Ÿπ‘Ž taorian’ny fiovΓ na mpitondra teto amin’ny Firenena, satria tsy ny tompon’andraikitra ihany no mila miova fa takian’ny vahoaka ihany koa ny fiovana amin’ny fanatanterahan’ny π’Žπ’‘π’Šπ’‚π’”π’‚π’Ž-π’‘π’‚π’π’‹π’‚π’Œπ’‚π’π’‚ ny asam-panjakana mba ialΓ na amin’ny gaboraraka sy ny tsy fanajΓ na ireo vahoaka manantona biraom-panjakana.Fa nohararaotin’ny minisitra ihany koa ny fampahafantarana ireo tompon’andraikitra vaovao voatendry hiasa eto anivon’ny minisitera mba ho fantatr’ireo mpiaram-miasa sy hisian’ny mangarahara.

Publie le 01/12/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s