Nanokana fotoana niarahana nidinika sy nifanakalo hevitra taminโireo ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง๐ ๐ก๐๐ข๐ง๐จ ๐๐ฆ๐๐ง-๐ฃ๐๐ซ๐ฒ sy ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐๐ฌ๐ ๐๐๐ง๐๐จ๐ฏ๐๐ง-๐ ๐๐ณ๐๐ญ๐ฒ ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ androany 9 janoary 2026 tetsy aminโny birao fiasany etsy aminโny Tranombokim-pirenena Anosy.๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข fomba fiasa napetraky ny minisitra ankehitriny ny ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ค๐๐ฃ๐ ny tolo-kevitra avy aminโireo mpisehatra matihanina sy ny ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐ ny lalan-tsaina "๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐" mba hahafahanโny rehetra mitondra ny anjara birikiny ho anโny firenena, sy ialร na aminโny teny midina miteraka fifandirana. Raha tsiahivina dia efa ho ๐๐ ๐ญ๐๐จ๐ง๐ mahery no nisy ny ๐๐ข๐ก๐๐จ๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ซ๐๐ง๐ฒ teo aminโireo mpandraharaha aminโny sehatry ny haino vaky jery sy ny minisitra mpiahy ny serasera, ka antony nahatonga ny mpitantana ny minisiteranโny serasera sy ny kolontsaina ankehitriny nanapakevitra ny hihaona aminโizy ireo indray ๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐ค๐ ๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐๐จ๐ eo aminโny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina.Teboka voaresaka nandritra ny fihaonana ny zava-misy iainanโireo orinasan-tserasera ankehitriny toy ny lafiny mahakasika ny hetra, ny fahasarotana eo aminโny fikarakarana antontan-taratasy fananganana na fanitarana orinasa, na koa ny momba ireo fandaharana mifantoka aminโny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐, sy tolotra ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐. Fa isanโny votoatinโity ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ ity ny tetikasa hivadihana aminโny "TNT" ( Tรฉlรฉvision Numรฉrique Terrestre), izay heverinโny Fanjakana malagasy ankehitriny hampitoviana tantana ny fahafahanโireo haino aman-jery tsy an-kanavaka mampitombo ny fandrakofana sy manatsara ny kalitaonโny tolotra ary hiadiana aminโireo mpisehatra tsy ara-dalร na mamono ireo orinasa ara-dalร na.๐ก๐ผ๐ต๐ฒ๐ป๐ผ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ต๐ถ๐ฎ๐ต๐ ๐๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐๐ฎ๐ต๐ฒ๐๐ฎ avy aminโireo sehatra tsy miankina izay tonga taminโity fihaonana ity, ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ฒ๐ธ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ny minisitra, notroninโny mpiara-miasa aminy nahitana ny Talenโny Kabinetra, ny Sekretera Jeneraly, ny Tale Jeneralinโny Serasera, ny Talenโny Raharaha momba ny Lalร na ary ny Tale misahana ny TNT eo anivonโny minisitera .๐๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐จ๐ข๐ป๐ฆ๐ต๐บ ๐ฎ๐ข๐ต๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข rahateo no maro aminโireo tomponโandraikitra ambony mitantan-draharaha eo anivonโny minisitera ankehitriny ka mahafantatra ny olana sedrainโireo orinasan-tserasera, izay nanome toky fa ๐บ๐ถ๐ท๐ฒ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐๐๐ผ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฎ izy ireo raha nandrafitra ity tetikasa ity, sady ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ny sehatry ny haino vaky jery.Santatra am-bavarano ny fihaonana androany, izay nahitana ireo mpandray anjara na ny avy eto an-drenivohitra na ireo tompona orinasa sy mpitantana avy any aminโny faritra izay tonga namaly ity fanasana avy aminโny minisitera ity, fa mbola hitohy hatrany ny ๐๐๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐๐ฃ๐ค๐๐ฃ๐ eo aminโny roa tonta.