Handeha mivantana amin'ny TVM ny lalaon'ny BAREA rehetra amin'ny CHAN 2024 ny 02 ka hatramin'ny 30 Aogositra 2025.Ny Alahady 03 Aogositra 2025, ao amin'ny Benjamin Mkapa Stadium Dar-es-Salaam, Tanzania no lalao voalohany ataon'i Madagasikara hifanandrinana amin'i Mauritanie (Groupe B).