Fanavaozana notakiana nandritra ny tolona natao teto aminโny Firenena no nitarika ny ๐ ๐๐ค๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ nandinihana izay ho fanitsiana ny Lalร na mikasika ny ๐ฌ๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ข๐ง๐จ ๐๐ฆ๐๐ง-๐ฃ๐๐ซ๐ฒ sy ny kolontsaina izay notanterahina tetsy aminโny Biraonโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina Nanisana taminโity anio ity araka ny Fanasana efa nataonโny Ministera.๐๐ง๐ข ๐ฏ๐ช๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฆ๐ณ๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข๐ฌ๐ฐ ๐ต๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ข๐ด๐ข, ๐ข๐ณ๐บ ๐ฆ๐ง๐ข ๐ฏ๐ช๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ด๐ข๐ฏ๐ข tsy ara-dalร na ๐ฏ๐บ lalร na ๐ฎ๐ช๐ง๐ฆ๐ฉ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ด๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฐ๐ต๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ข๐ฉ๐ข ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐จ๐ข๐ป๐ฆ๐ต๐บ ๐ข๐ฉ๐บ hoy i GASCAR Fenosoa, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny lahateny fanokafana ny atrikasa. Maro ireo teboka notakiana nandritra ny tolom-bahoaka ka isanโizany ny ๐๐๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ง๐ ity lalร na ity izay isany niteraka fifandirana noho izy heverinโny mpanao gazety ho manome tombon-dahiny ny mpitondra fanjakana aminโny alalanโny ๐ญ๐๐ซ๐ข๐ญ๐๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ง๐ ๐ฌ๐๐ณ๐ฒ ho anโireo mpisehatra aminโny lafiny serasera.Ankehitriny dia ๐จ๐ฆ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ฌi๐ญ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ireo mpanao gazety, tompona haino aman-jery, firaisamonim-pirenena, fikambanana mpanao gazety sy ireo rehetra matihanina aminโny tontolonโny serasera aminโny haino aman-jery mba hitondranaฬizy ireo fanitsiana aminโizay teboka heveriny ho tsy mety ka hanoloranโizy ireo tolo-kevitra ho fanatsarana.๐๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐, ๐ซ๐๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐๐ฏ๐จ๐ค๐จ๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ naroso, haravona aminโny alalanโny komity manokana izay natsangana avy aminโireo mpisehatra nandritra ny atrikโasa. Aorianโireo rehetra ireo dia haroso eo anatrehanโny rehetra indray ireo fehin-kevitra mialoha ny hanolorana azy holaniana eny anivonโny Antenimiera roa tonta.๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ-๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ ๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ-๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ ๐ผ๐๐๐โ๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐ผ