Tanjona ny hahafahanโireo mpiara-miasa ๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐จ๐๐ง๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ฉ๐ค๐ก๐ค๐ฉ๐ง๐ ho fanomezana fahafaham-po hatrany ny mpihainonโny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz araka ny ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ andrasanโny olom-pirenena. Fantatra io nandritra ny fitsidihanโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ny toeram-piasanโny Onjampeom-pirenena malagasy, ka nahafahany nitafa mivantana taminโireo mpiara-miasa nihainoana ny tolo-kevitra fanatsarร na avy aminโizy ireo.Vakoka nitety vanim-potoana, ary maharaka ny fandrosoanโny teknolojia maoderina ny Radiom-pirenena malagasy. Manana fahaiza-manao ireo teknisiana mikirakira ny RNM, ary matihanina ireo mpiara-miasa mampiodina azy ka rariny loatra raha hanohana azy ny minisitera mpiahy.