Actualitรฉs > FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY S...

FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON'I FRANTSA

Nandray ny Masoivohon'i Frantsa miasa sy monina eto amintsika Arnaud Guillois androany ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa. Nifantohan'ny resaka ny fihaonana ny ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ธ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ eo amin'ny Madagasikara sy Frantsa, ka nisongadina ny hanohizana ny tetik'asa ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐˜‡๐—ฒ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ. Nohamafisin'Andriamatoa Arnaud Guillois nandritra izany ny fahavononan'ny fitondram-panjakana frantsay hifanohana misimisy kokoa amin'i Madagasikara eo amin'ny sehatry ny kolontsaina sy ny zava-kanto, ary ny fikajiana ny harem-bakoka.Amin'ny sehatry ny ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ dia nifampizaran'ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina tamin'ny Masoivohon'i Frantsa ihany koa nandritra izany fihaonana izany ny fahavonona politikan'ny minisitera sy ny fitondram-panjakana ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ฑ๐—ฒ๐—บ๐—ผ๐—ธ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ต๐—ผ ๐—ต๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ eto Madagasikara, izay naseho tamin'ny alalan'ny fanatanterahana ireo ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ hanitsiana ny lalร na mifehy serasera amin'ny haino aman-jery sy ny famitร na ny volavolan-dalร na hifehy ny zo hisitraka torohay eny anivon'ny sampan-draharaham-panjakana.

FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON'I FRANTSA
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON'I FRANTSA
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON'I FRANTSA
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON'I FRANTSA
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON'I FRANTSA
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON'I FRANTSA
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON'I FRANTSA
Publie le 11/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs