Natao androany tetsy aminโny ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ณ๐๐๐ฬ๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ny fanambaram-pananana ho anโ ireo mpikambana ao aminโny Governemantanโny Fanavaozana, notarihinโAndriamatoa Praiminisitra Lehibenโny Governemanta RAJAONARIVELO Herintsalama .Miainga aminโireo mpitondra sy olona voatendry aminโny andraikitra lehibe ny fanarahan-dalร na araka ny ๐๐๐ง๐จ๐ฏ๐ฬ๐ง๐ ๐ง๐จ๐ญ๐๐ค๐ข๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ก๐จ๐๐ค๐, ka napetraky ny Governemanta malagasy ho laharam-pahamehana ny fanajร na ny lalร na toy izao, ato anatinโizao ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ฅ๐ข๐ค๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ ๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ izao mba ho fanomezana fitokisana sy ohatra tsara ho anโny vahoaka malagasy aminโny fangaharahana.