Nandray ny Masoivohon'i Frantsa miasa sy monina eto amintsika Arnaud Guillois androany ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa. Nifantohan'ny resaka ny fihaonana ny ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ธ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ eo amin'ny Madagasikara sy Frantsa, ka nisongadina ny hanohizana ny tetik'asa ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐๐ฒ๐ฎ ๐๐ ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ธ๐ฎ. Nohamafisin'Andriamatoa Arnaud Guillois nandritra izany ny fahavononan'ny fitondram-panjakana frantsay hifanohana misimisy kokoa amin'i Madagasikara eo amin'ny sehatry ny kolontsaina sy ny zava-kanto, ary ny fikajiana ny harem-bakoka.Amin'ny sehatry ny ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ dia nifampizaran'ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina tamin'ny Masoivohon'i Frantsa ihany koa nandritra izany fihaonana izany ny fahavonona politikan'ny minisitera sy ny fitondram-panjakana ๐ต๐ถ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฑ๐ฒ๐บ๐ผ๐ธ๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ต๐ผ ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ eto Madagasikara, izay naseho tamin'ny alalan'ny fanatanterahana ireo ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป-๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ hanitsiana ny lalร na mifehy serasera amin'ny haino aman-jery sy ny famitร na ny volavolan-dalร na hifehy ny zo hisitraka torohay eny anivon'ny sampan-draharaham-panjakana.