๐๐๐ฉ๐๐ญ๐๐ฉ๐๐ค๐ nandritra ny fotoana maharitra ny ๐๐๐ก๐ข๐ญ๐๐ฅ๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ๐ฒ sy ny ๐๐๐๐ข๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ho anโny DistrikanโAmbatolampy ka niteraka fahasahiranana ho anโny vahoaka noho ny tsy fahafahana misitraka ny zo fototra hahazo vaovao aminโny haino aman-jery.Ao anatinโny andraikiny dia nidina ifotony nitondra vahaolana ny Minisitra ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ sy ny mpiara-miasa eo anivonโny minisitera ka nanolotra ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ mba hamerenana aminโny laoniny ny TVM sy RNM ao Ambatolampy.Nahazo fitaovana vaovao hahafahany manatsara ny asa ny Delegenโny Serasera ao Ambatolampy RAKOTONDRAMAVO Roger Guy Rolland Njaka, izay nisedra olana teo am-panatanterahana samy irery ny asany noho ny tsy fahalavorarianโireo fitaovana nampiasaina teo aloha, ka izao notolorana camรฉra vidรฉo numรฉrique, Pieds Camรฉra, Table de mixage Audio 8 pistes, Micro Studio avec anti-pop, Imprimante couleur, Onduleur, Speaker Edifier, Table de bureau, chaise de bureau.Miezaka mamaha olana haingana sy manatsara ny fomba fiasa mba hamaliana ny hetahetam-bahoaka araka ny lalantsaina voizina ato anatinโizao Repoblikanโny Fanavaozana izao hoy ny minisitra nandritra ny lahateny nataony. Tao anatina lanonana tsotra nefa manan-danja no nanatanterahana ity fidinana ifotony ity ho fanajana ny toromarika avy aminโny Governemanta momba ny fitsitsiana araka ny fampahafantarana avy aminโny Minisiteranโny Atitany.Nisolo-tena ireo rafim-panjakana mahefa ny Lehibenโny Distrikanโ Ambatolampy ANDRIASY Vonjy Maminjanahary , raha ny Solombavambahoaka RAZAFIMAHEFA Tiana voafidy tao Ambatolampy no nisolo-tena ny vahoaka tao an-toerana sy ireo kaomina miisa 19 mandrafitra ny Distrika.Ao anatinโny fanomezan-danja ny fiaraha-miasa ety ifotony izay fotom-pisainโny fanavaozana dia tsy adinonโny minisitra ny nanolotra fisaorana ny Kaomina Ambonivohitra Ambatolampy notarihinโny Benโny Tanร na RAKOTOMALALA Dimbiniavo Mika, noho ny fiaraha-miasa izay nanomezany ny trano fiasร na ho anโny Haino amanjerim-pirenena eto an-toerana.Eo aminโny lafiny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ mampiavaka ny faritra Vakinankaratra, indrindra fa ny ao Ambatolampy dia hisy ny fiaraha-miasa miaraka aminโny minisitera sy ireo mpikarakara ny ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐ mba hamerenana ny lazanโity hetsika aminโny ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ-๐๐๐ผ๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ miampy fety aman-danonana nahafantarana anโAmbatolampy ity ka hiahy mivantana izany ny minisitra. Ankoatra ireo tomponโandraikitra ambony avy eo anivonโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ข๐ฅ๐ง๐ dia tonga nanotrona ity lanonana fampitaovana ity ihany koa ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Vakinankaratra BAKOHARIMANANA Nirina, izay misahana ity Distrika ity.