Mba tsy ho tompon-trano miono ny vahoaka malagasy tompon’ny fahefana dia miroso amin’ny fijerena ny tena fototry ny 𝙤𝙡𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙅𝙄𝙍𝘼𝙈𝘼, izay mitarika fijaliana sy fahasahiranana goavana hoan’ny vahoaka sy ireo mpandraharaha mampiasa herinaratra sy rano ny Fitondram-panjakana ankehitriny.Qraka izany dia misy ny dingana fangatahana avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐠𝐨𝐯𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐤𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚𝐟𝐨 mba hanaovana sy hanokafana 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐡𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐀𝐧𝐭𝐞𝐧𝐢𝐦𝐢𝐞𝐫𝐚-𝑒𝑛𝑞𝑢𝑒̂𝑡𝑒 𝑝𝑎𝑟𝑙𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡𝑎𝑖𝑟𝑒, mba hahalalana ny tena 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚 sy ny zava-misy marina momba ny fitantanana ny JIRAMA, ka itakiana ny 𝙛𝙖𝙣𝙜𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖, sy ho fanomezana 𝙩𝙖𝙢𝙗𝙚𝙧𝙞𝙣’𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙠𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙫𝙖𝙝𝙤𝙖𝙠𝙖 , ary ho fametrahana izany 𝙁𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖.