Actualitรฉs > NIARA-NIDINIKA TAMIN'IREO TOMPONY HAI...

NIARA-NIDINIKA TAMIN'IREO TOMPONY HAINO VAKY JERY NY MOMBA NY TNT

Nanokana fotoana niarahana nidinika sy nifanakalo hevitra taminโ€™ireo ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง๐š ๐ก๐š๐ข๐ง๐จ ๐š๐ฆ๐š๐ง-๐ฃ๐ž๐ซ๐ฒ sy ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐š๐ฌ๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง-๐ ๐š๐ณ๐ž๐ญ๐ฒ ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ androany 9 janoary 2026 tetsy aminโ€™ny birao fiasany etsy aminโ€™ny Tranombokim-pirenena Anosy.๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข fomba fiasa napetraky ny minisitra ankehitriny ny ๐™›๐™ž๐™๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ny tolo-kevitra avy aminโ€™ireo mpisehatra matihanina sy ny ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™Ÿ๐™–๐™ฃ๐™– ny lalan-tsaina "๐’•๐’†๐’๐’š ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’Œ๐’‚๐’•๐’“๐’‚, ๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚" mba hahafahanโ€™ny rehetra mitondra ny anjara birikiny ho anโ€™ny firenena, sy ialร na aminโ€™ny teny midina miteraka fifandirana. Raha tsiahivina dia efa ho ๐Ÿ๐Ÿ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š mahery no nisy ny ๐Ÿ๐ข๐ก๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ซ๐š๐ง๐ฒ teo aminโ€™ireo mpandraharaha aminโ€™ny sehatry ny haino vaky jery sy ny minisitra mpiahy ny serasera, ka antony nahatonga ny mpitantana ny minisiteranโ€™ny serasera sy ny kolontsaina ankehitriny nanapakevitra ny hihaona aminโ€™izy ireo indray ๐™๐™–๐™ข๐™š๐™ง๐™š๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™๐™–-๐™ข๐™ž๐™–๐™จ๐™– eo aminโ€™ny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina.Teboka voaresaka nandritra ny fihaonana ny zava-misy iainanโ€™ireo orinasan-tserasera ankehitriny toy ny lafiny mahakasika ny hetra, ny fahasarotana eo aminโ€™ny fikarakarana antontan-taratasy fananganana na fanitarana orinasa, na koa ny momba ireo fandaharana mifantoka aminโ€™ny ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’ƒ๐’†๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’๐’๐’๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’“๐’†๐’๐’†๐’๐’‚, sy tolotra ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’‹๐’‚ ๐’๐’š ๐’”๐’๐’‚๐’•๐’๐’‚๐’—๐’Š๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š. Fa isanโ€™ny votoatinโ€™ity ๐—ณ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ity ny tetikasa hivadihana aminโ€™ny "TNT" ( Tรฉlรฉvision Numรฉrique Terrestre), izay heverinโ€™ny Fanjakana malagasy ankehitriny hampitoviana tantana ny fahafahanโ€™ireo haino aman-jery tsy an-kanavaka mampitombo ny fandrakofana sy manatsara ny kalitaonโ€™ny tolotra ary hiadiana aminโ€™ireo mpisehatra tsy ara-dalร na mamono ireo orinasa ara-dalร na.๐—ก๐—ผ๐—ต๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฎ avy aminโ€™ireo sehatra tsy miankina izay tonga taminโ€™ity fihaonana ity, ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐˜๐—ฒ๐—ธ๐—ป๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ny minisitra, notroninโ€™ny mpiara-miasa aminy nahitana ny Talenโ€™ny Kabinetra, ny Sekretera Jeneraly, ny Tale Jeneralinโ€™ny Serasera, ny Talenโ€™ny Raharaha momba ny Lalร na  ary ny Tale misahana ny TNT eo anivonโ€™ny minisitera .๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฐ ๐˜จ๐˜ข๐˜ป๐˜ฆ๐˜ต๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ต๐˜ช๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข rahateo no maro aminโ€™ireo tomponโ€™andraikitra ambony mitantan-draharaha eo anivonโ€™ny minisitera ankehitriny ka mahafantatra ny olana sedrainโ€™ireo orinasan-tserasera, izay nanome toky fa ๐—บ๐—ถ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ izy ireo raha nandrafitra ity tetikasa ity, sady ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ny sehatry ny haino vaky jery.Santatra am-bavarano ny fihaonana androany, izay nahitana ireo mpandray anjara na ny avy eto an-drenivohitra na ireo tompona orinasa sy mpitantana avy any aminโ€™ny faritra izay tonga namaly ity fanasana avy aminโ€™ny minisitera ity, fa mbola hitohy hatrany ny ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– eo aminโ€™ny roa tonta.

Publie le 12/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs