Taorian’ny fakan-kevitra voalohany natao nanomboka ny 7 novambra 2025 dia nosokafana tamin’ny fomba ôfisialy ny zoma 16 janoary 2026 teo ny dingana faharoa tamin’ny fakan-kevitra entina manatsara ny lalàna momba ny serasera.
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...