Actualités > AER' AEROPORT FIFANINANANA ARA-JAVAKA...

AER' AEROPORT FIFANINANANA ARA-JAVAKANTO MANEHO NY MAHA IZY NY MALAGASY EO AMIN' NY SEHATRY NY FITATERANA ANA HABAKABAKA

Naseho androany 29 janoary 2026 teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny asa tanan’ny mpandray anjara tamin’ny fifaninanana naneho tamin’ny endrika kanto fiaramanidina iray izay efa zary vakoka miavaka, ary nahasarika ny mason’ny mpandeha mivezivezy maherin’ny 1.000.000.Nandray anjara tamin’ity hetsika ity ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 tamin’ny alalan’ny 𝑭𝒊𝒕𝒂𝒍𝒆𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒐𝒃𝒐𝒓𝒐𝒃𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 na 𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑃𝑟𝑜𝑚𝑜𝑡𝑖𝑜𝑛 𝐴𝑟𝑡𝑖𝑠𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 ( 𝐷𝐴𝑃𝐴) RAZAFITRIMO Toavintsihoarana Ranto izay isan’ny mpitsara nandritra ny fifaninanana."U𝒏 𝒂𝒆́𝒓𝒐𝒑𝒐𝒓𝒕 𝒏’𝒆𝒔𝒕 𝒑𝒂𝒔 𝒔𝒆𝒖𝒍𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 𝒖𝒏 𝒍𝒊𝒆𝒖 𝒅𝒆 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒔𝒊𝒕, 𝒎𝒂𝒊𝒔 𝒂𝒖𝒔𝒔𝒊 𝒖𝒏 𝒍𝒊𝒆𝒖 𝒅𝒆 𝒓𝒆𝒏𝒄𝒐𝒏𝒕𝒓𝒆, 𝒅’émotion 𝒆𝒕 𝒅𝒆 découverte, 𝒖𝒏𝒆 véritable 𝒑𝒐𝒓𝒕𝒆 𝒅’entrée 𝒗𝒆𝒓𝒔 𝒍’identité 𝒅’𝒖𝒏 𝒑𝒂𝒚𝒔."Notanterahina androany ny fanolorana fankasitrahana ny mpifaninana  ka tonga nanome voninahitra ny lanonana sy nanolotra ny amboara ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, niaraka tamin’ny Tale Jeneralin’ny 𝑅𝑎𝑣𝑖𝑛𝑎𝑙𝑎 𝑎𝑖𝑟𝑝𝑜𝑟𝑡𝑠 Daniel.LEFEBVRE.Novana ho 𝒛𝒂𝒗𝒂-𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 miavaka, mirakitra fahatsiarovana ny fiaramanidina 𝒗𝒂𝒌𝒐𝒌𝒂 iray izay noravahana haingo maneho ny harena ara-kolontsain’i Madagasikara, ary koa taratry ny fisokafan’i Madagasikara amin’izao tontolo. izao.

Publie le 02/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualités