Nampahatsiahivinβny ππ’ππ¦ π«π¦π―π¦π³π’ππͺπ―βπ―πΊ π΄π¦π³π’π΄π¦π³π’ πΉπ¨π²πΆπ»πΆπ΄π¨π³π¨π³π¨ ππππ π΄πππππππππππ araka ny efa nampahafantarina teo aloha fa mikarakara hetsika manokana πππ§π¨π¦ππ³ππ§π π¦ππ«π’-ππ¨π§π’π§ππ‘π’-π©π’π«ππ§ππ§π π‘π¨ππ§βπ§π² ππ©ππ§ππ¨ π ππ³πππ² eto Madagasikara ny ππͺπ―πͺπ΄πͺπ΅π¦π³π’π―βπ―πΊ ππ¦π³π’π΄π¦π³π’ π΄πΊ π―πΊ ππ°ππ°π―π΅π΄π’πͺπ―π’ ankehitriny. Afaka misitraka avokoa ny π¦π©ππ§ππ¨ π ππ³πππ² π«ππ‘πππ«π mahafeno ny fepetra ilaina, dia ireo izay feno ππ πππ¨π§π sy nahavita ππ πππ¨π§π π§π’ππ¬ππ§π farafahakeliny.Efa azo atao ny manatitra ny antontan-taratasy ilaina aminβizany π‘πππ«ππ¦π’π§βπ§π² ππ π¦ππ«ππ¬π 2026 , ka ho anβ ireo mpanao gazety avy ao ππ§πππ§ππ§ππ«π’π―π¨ dia azo apetraka eny aminβny π¬ππ€π«ππππ«π’ππ§βπ§π² π π’πππ₯πππ―ππ§π ππ§π€ππ©π¨πππ§'π§π² πππ«ππ¬ππ«π (SecrΓ©tariat ππ ππ π·πππππ‘πππ GΓ©nΓ©rale ππ ππ πΆππππ’πππππ‘πππ) eny Anosy ny antontan-taratasy fangatahana; raha eny anivonβireo π π’πππ₯πππ―ππ¦-π©ππ«π’ππ«π² π§π² πππ«ππ¬ππ«π π¬π² π§π² ππ¨π₯π¨π§ππ¬ππ’π§π kosa ho anβny any aminβny faritra rehetra.Mandritra ny Β«JournΓ©e π π solidaritΓ© π ππ ππππππππππππ Β» no hanolorana ny π¦ππ«π’-ππ¨π§π’π§ππ‘π’-π©π’π«ππ§ππ§π ho anβny Mpanao gazety, izay kasaina hatao farafahatarany ny volana aprily 2026, izay fotoana hatokana ππππππππππππ ππ πππππππππππππ ππ ππ ππππππππ-ππππ ππ ππππβππ ππππ ππππππ ππππππ izay sehatra asa isanβny nisedra ny fifampizarazarana noho ny pΓ΄litika nandritra ny taona maro.Afaka mametraka taratasy fangatahana aminβny anaranβny tenany ny mpanao gazety tsirairay. Azo avondrona miaraka any aminβny fikambanana mpanao gazety samihafa koa raha ilaina izany saingy ny fizarana dia atao andro iray ihany.Ireo izay efa nametraka taratasy fangatahana teo anivonβny Holafitry ny mpanzo gazety (OJM) taminβny taona lasa kosa izay tokony hivaly aminβny volana jona izao, dia manana safidy izy ireo na hiandry ny fivoahanβizany na hametraka antontan-taratasy vaovao aminβity hetsika manokana ity.Marihina fa afaka mametraka fangatahana koa ireo izay efa manana ny mari-boninahi-pirenena ka mihevitra fa mbola afaka misitraka ny sokajy ambonimbony kokoa.IRETO AVY NY TARATASY ILAINA AMINβNY FANGATAHANA :* ImprimΓ© mari-boninahi-pirenena (03) izay vidina eny aminβny Imprimerie nationale, fenoina tsara ary asiana sonianβny talenβny toeram-piasana na ny fitaleavana iasana ho anβny mpiasanβny RNM sy TVM* Photocopie CIN certifiΓ©e (01)* Bulletin NΒ°03 (01)* CD vierge (01 isan'olona)* Taratasy A4 fotsy (05 isan'olona)* Valopy A4 na chemise cartonnΓ©e* Β« EnquΓͺte de moralitΓ© Β» atao eny aminβny Zandarimaria na Polisy nasionaly* Fanamarinam-ponenana (01)* Β« Acte de bravoure Β» na taratasy fanamarinana nanaovana asa soa (Service Γminent), alaina eny aminβny fokontany nanaovana asa soa, asiana sonianβny filohanβny fokontany sy sonianβny ao aminβny kaominina.Marihina fa tsy ho voaray ny taratasy fangatahana tsy feno.Ho anβizay mila fanazavana fanampiny dia afaka manatona an-dRamatoa LALAINA ao aminβny Fitaleavana misahana ny maha olona (DRH MCC), Immeuble Somacodis ambadiky ny Pavillon Analakely.