Ny FIANAKAVIAMBEN'NY Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tarihin-dRamatoa Minisitra MARA Volamiranty Donna dia miarahaba manokana ny Filoha ANDRY RAJOELINA aminโny maha filohanโny Vondrona SADC azy. Sambany teo amin'ny tantaran'i Madagasikara hatramin'ny naha mpikambana antsika teo anivon'ny Vondrona SADC no nisy Filoha Malagasy voalohany hitarika izany Vondrona izany. Tontosa ny maraina teo ny fifamindram-pitantanana teo amin'ny Filohanโi Zimbabwe, Andriamatoa EMMERSON MNANGAGWA sy ny Filohanโny Repoblika, Andriamatoa ANDRY RAJOELINA.#SADCMadagascar #SADC2025 #AntananarivoSADC