Tonga nanome voninahitra ny hetsika fampirantiana ยซ ๐บ๐จ๐ญ๐ฐ๐ถ๐ป๐น๐จ ยป izay notontosaina tao aminโny ๐
๐จ๐ง๐๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ ny minisiteranโny serasera sy ny Kolontsaina, tarihinโi Ramatoa minisitra Mara Volamiranty Donna. |
Hita taratra taminโity fampirantiana izay nataonโi ๐๐๐๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐ ity fa manome lanjany mandrakariva ny kolontsaina sy ny zavakanto ny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina.