Actualités > VALAN-DRESAKA NATAO TAMIN' NY MPANAO...

VALAN-DRESAKA NATAO TAMIN' NY MPANAO GAZETY MAHAKASIKA NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY DIHY NY SABOTSY 26 SY NY ALAHADY 27 APRILY 2025 HO AVY IZAO

Tafiditra indrindra anatin'ny fampiroboroboana ny Kolontsaina sy fanohanana ireo mpanakanto amin’ny tontolon’ny dihy izao ataon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny alalan’ny OFNAC izao, dia hisy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny dihy.
Hiavaka ny fankalazana amin’ity satria dia hatao roa andro misesy ny 16 sy 27 avrily 2025 izao ao amin’ny HAVORIA Anosy ary ahitana ireo karazana dihy izay mety hisy.
Hisy ny fampiofanana dihy ireo tanora 15taona ny miakatra ny 22 ka hatramin’ny 25 avrily izay iarahana amin’andriamatoa 𝑭𝙖𝒍𝙞𝒉𝙚𝒓𝙮 𝙍𝑨𝙏𝑶𝙑𝑶𝙉𝑰𝙍𝑰𝙉𝑨.
Handray anjara amin’ity hetsika ity ihany koa ny Sampana dihy ao amin’ny 𝑨𝙎𝑰𝙀𝑭 ; izay marihina fa hetsika voalohany hiarahany amin’ny 𝑶𝙁𝑵𝘼𝑪.
#MSK
#Kolontsaina

VALAN-DRESAKA NATAO TAMIN' NY MPANAO GAZETY MAHAKASIKA NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY DIHY NY SABOTSY 26 SY NY ALAHADY 27 APRILY 2025 HO AVY IZAO
VALAN-DRESAKA NATAO TAMIN' NY MPANAO GAZETY MAHAKASIKA NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY DIHY NY SABOTSY 26 SY NY ALAHADY 27 APRILY 2025 HO AVY IZAO
VALAN-DRESAKA NATAO TAMIN' NY MPANAO GAZETY MAHAKASIKA NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY DIHY NY SABOTSY 26 SY NY ALAHADY 27 APRILY 2025 HO AVY IZAO
VALAN-DRESAKA NATAO TAMIN' NY MPANAO GAZETY MAHAKASIKA NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY DIHY NY SABOTSY 26 SY NY ALAHADY 27 APRILY 2025 HO AVY IZAO
VALAN-DRESAKA NATAO TAMIN' NY MPANAO GAZETY MAHAKASIKA NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY DIHY NY SABOTSY 26 SY NY ALAHADY 27 APRILY 2025 HO AVY IZAO
Publie le 17/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualités