๐๐จ๐ฎ ๐ข๐๐จ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐ข๐๐ค ๐จ๐ฎ ๐๐๐ก๐ fa omenโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ avokoa rehefa ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐๐ง๐-๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐ง๐-๐๐๐ซ๐๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค manasongadina ny fahaiza-manaonโireo mpisehatra malagasy.Manome voninahitra, manotrona ireny hetsika ireny hatrany ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, aminโny maha tomponandraikitra voalohany ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ azy. Mitohy hatrany ny tantsoroka sy fanohanana ny mpanakanto mivoy kolontsaina.Faran'ny herinandro teo, nisy ny hetsika "G๐ดM๐ธ ๐F ๐๐ผ๐ B๐ธS๐" ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ฎ ๐๐ฃ-๐๐๐ก๐๐ข๐๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ค๐ง๐, ny "๐ฅ๐๐ ๐ ๐ผ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฑ๐" ho ๐๐๐ฃ๐ ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค, ny "๐๐๐ฅ๐๐๐๐ฆ๐ฌ" isaky ny alahady etsy aminโny kianja Rapetit Ampefiloha, ny fihaonana taminโny ireo mpamorona teo anivonโny ๐ข๐ ๐๐ ny herinandro lasa, ny fanomanana ny hetsika fanandratana ny "gadona ๐ง๐ฆ๐๐ฃ๐๐๐ฌ" aminโny alalanโny hetsika lehibe ๐ป๐๐จ๐๐ฐ๐๐ ๐ญ๐๐บ๐๐ฐ๐๐จ๐๐ hatao tsy ho ela ao Toliara, vao tsy ela ny hetsika fanandratana ny ๐๐๐๐๐ฅ๐ฌ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐ฌ tetsy aminโny Havoria Anosy nandritra ny ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐, ny fanolorana ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ-๐ฏ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ธ๐ฎ๐ป๐๐ผ ho anโireo ๐ ๐ฃ๐๐๐๐ฅ๐๐๐๐ฅ๐ ๐๐๐ ๐ฃ๐๐ฆ๐๐๐ข๐๐ก๐ ara-javakanto eo anivonโny Synops, sy ireo ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐๐ผ na tao Antananarivo na tany aminโny faritra samihafa, ๐๐๐ ๐ต๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ผ๐ถ๐ป๐ฎ ny Madagascourt Film F๐s๐ญi๐ฏa๐ฅ andiany faha 20 natao ny 20 febroary teo tetsy aminโny IFM Analakely aminโny lafiny ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐๐ง๐๐ข๐๐๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐, ny ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY ๐ป๐ฌ๐ต๐ฐ๐ต๐ซ๐น๐ฌ๐ต๐ natao ny 21 febroarysy ny hetsika maro samihafa.๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐ง๐๐ฃ๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ ๐๐ ๐๐๐...๐๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ก๐๐๐๐ฆ โ๐โ๐๐ฃ๐๐ก๐