Actualités > HIVAHINY AO AMIN' NY RADIO ANTSIVA AN...

HIVAHINY AO AMIN' NY RADIO ANTSIVA ANIO ZOMA 18 APRILY 2025, RAMATOA MARA VOLAMIRANTY DONNA, MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA


Hivahiny ao amin'ny Radio Antsiva ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta MARA Volamiranty Donna.
Aza adinoina, Radio Antsiva 97.6 FM anio amin'ny 01 ora sy 15 minitra atoandro.

Publie le 18/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualités