Fandaharana hanasongadinana ny maha Malagasy eo anivon'ny TVM.
Β« SπSπ πAπAπNπ Β» Fomba amam-panao any amin'ny faritra Analanjirofo no ampahafantarina amin'ity volana Marsa ity.
Manasa anao hanjohy izany ao amin'ny TVM ny Sabotsy 1 Marsa @12 Ora antoandro.
Famerenana : Talata 4 Marsa amin'ny 2 Ora 30.
#ππΆπΌπ»ππ¨ππ°ππ¨_Fototry_ny_maha_Malagasy !
#ππΆπΌπ»ππ¨ππ°ππ¨_Miloko_ny_saina!