Fandaharana hanasongadinana ny maha Malagasy eo anivon'ny TVM.
ยซ S๐S๐ ๐A๐A๐N๐ ยป Fomba amam-panao any amin'ny faritra Analanjirofo no ampahafantarina amin'ity volana Marsa ity.
Manasa anao hanjohy izany ao amin'ny TVM ny Sabotsy 1 Marsa @12 Ora antoandro.
Famerenana : Talata 4 Marsa amin'ny 2 Ora 30.
#๐๐ถ๐ผ๐ป๐๐จ๐๐ฐ๐๐จ_Fototry_ny_maha_Malagasy !
#๐๐ถ๐ผ๐ป๐๐จ๐๐ฐ๐๐จ_Miloko_ny_saina!