Actualités > FILANKEVITRY NY MINISITRA ATY AVARATR...

FILANKEVITRY NY MINISITRA ATY AVARATRY NY NOSY.

Mandray anjara feno amin’ny Filankevitry ny Minisitra manakaiky vahoaka ireo tomponandraiki-panjakana voafidy sy voatendry aty avaratry ny Nosy. Ny fanamby apetratsika dia ny hametraka fampandrosoana mifanandrify marina amin’ny ilain’ny vahoaka.Eto Nosy Be indray isika hijery ny ilaina aty amin’ny faritra Diana sy Sava rehefa avy nijery ny tany atsimo tamin’ny herinandro lasa.

Publie le 27/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités