Actualités > Sombiny tamin'ny Lahatenin'ny Filohan...

Sombiny tamin'ny Lahatenin'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina nandritra Filankevitry ny Minisitra teto Nosy Be:


"Tamin'ny heriny androany isika dia tany Toliara, nanakaiky vahoaka, nitokana fotodrafitrasa ary nanomboka ihany koa ireo asa sy fanamby rehetra izay napetraka. Ankehitriny isika dia mitodika aty avaratry ny nosy indray. Amin'ny ankapobeny dia betsaka ny ezaka atao, betsaka ihany koa anefa ireo efa vita. Ary izay indrindra no nahatonga antsika tonga mitsidika ety anivon'ny distrika ohatran'izao, mba hijerevana ny asa mbola ho atao".Rohy ahitàna ny FAMINTINANA TVM : https://www.facebook.com/share/v/16oTGARbnC/https://www.facebook.com/share/v/1BiSpx5Kxb/https://www.facebook.com/share/v/19M5Ke1sNx/https://www.facebook.com/share/v/196NjSgL22/

Sombiny tamin'ny Lahatenin'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina  nandritra Filankevitry ny Minisitra teto Nosy Be:
Publie le 27/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités