"Tamin'ny heriny androany isika dia tany Toliara, nanakaiky vahoaka, nitokana fotodrafitrasa ary nanomboka ihany koa ireo asa sy fanamby rehetra izay napetraka. Ankehitriny isika dia mitodika aty avaratry ny nosy indray. Amin'ny ankapobeny dia betsaka ny ezaka atao, betsaka ihany koa anefa ireo efa vita. Ary izay indrindra no nahatonga antsika tonga mitsidika ety anivon'ny distrika ohatran'izao, mba hijerevana ny asa mbola ho atao".Rohy ahitàna ny FAMINTINANA TVM : https://www.facebook.com/share/v/16oTGARbnC/https://www.facebook.com/share/v/1BiSpx5Kxb/https://www.facebook.com/share/v/19M5Ke1sNx/https://www.facebook.com/share/v/196NjSgL22/