Fahombiazana ny hetsika ara-kolontsaina "SANDRATSY GN'ANÔSY" andiany voalohany, izay notanterahina ny faran'ny herínandro teo manoloana ny Lapan'ny Tanàna Taolagnaro.Tonga tany an-toerana nanome voninahitra ity hetsika ara-kolontsaina lehibe eo ambany fiahian’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna Mara Donna ity ny Talen'ny Kabinetra eo anivon'ny Ministera Andriamatoa RAKOTONARIVO Eric.Miaina ny Kolontsaina malagasy isam-paritra