Actualités > FITSIDIHA NY ROVAN’I MADAGASIKARA NAT...

FITSIDIHA NY ROVAN’I MADAGASIKARA NATAON'NY FILOHAN'NY REPOBLIKAN'I SLOVENIE

Nataša Pirc Musar, sy ny delegasiona niaraka taminy. Nitarika azy ireo tamin’izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna Mara Donna, sy ny Minisitry ny Raharaham-bahiny, RASATA Rafaravavitafika. Tafiditra ao anatin’ny kolontsaina Malagasy ny fahaizana mandray vahiny. Isan’ny politika napetraky ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina ihany koa ny haitarika amin’ny lafiny diplomasia. Manaporofo izao fa matoky an’i Madagasikara izao tontolo izao ary mipetraka ny politikam-panjakana amin’ny fampandrosoana ny firenena.

Publie le 04/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités