Actualités > TAFIDITRA AMIN' NY FANANTATERAHANA HA...

TAFIDITRA AMIN' NY FANANTATERAHANA HATRANY NY VINAN' ANDRIAMATOA FILOHAN' NY REPOBLIKA ANDRY RAJOELINA

Tafiditra amin'ny fanatanterahana hatrany ny vinan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA Andry Rajoelina amin'ny Fitondram-panjakana manakaiky vahoaka, dia  mitohy hatrany ihany koa ny fampitaovana ireo Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ho enti-manatsara ny tolotra avy amin'ny Televiziona nasionaly sy ny Radiom-pirenena isam-paritra eto Madagasikara.Taorian'ireo Fitaleavam-paritra vitsivitsy izay vao avy novatsiana fitaovana vao tsy ela, dia tonga nanolotra fampitaovana momba ny haino aman-jery ho an'ny Fitaleavam-paritra ao VATOVAVY ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna Mara Donna, izay Ministra mpiahy iny Faritra iny, ny fiandohan'ity herinandro ity.Natao izao mba hahafahan'ny olom-pirenena misitraka ireo vaovao samihafa miresaka ny zava-misy momba ny asa fampandrosoana an'i Madagasikara, sy ireo ezaka eny anivon'ny faritra ary ireo vaovao eny ifotony.Fotoana ihany koa nanararaotan-dRamatoa Ministra nanao dinidinika ho fanatsarana hatrany ny fisitrahan'ny vahoaka ny vaovao, ary koa fifanakalozan-kevitra mivantana tamin'ireo mpiasa ao an-toerana notarihin'ny Talem- paritra RASOLOFOMANANA Jean Théodore, mba ho fijerena manokana ny maha olona sy ny tontolon'ny asan'izy ireo.Nohamafisin-dRamatoa Ministra nandritra ity iraka nataony ity ihany koa fa  hisitraka fananganana tranoben'ny Kolontsaina sy ny Serasera tsy ho ela ihany koa i Mananjary amin'ny maha renivohitry ny Faritra Vatovavy azy, ankoatra ny hanavaozana maika ny "pylône" izay efa tranainy.

Publie le 11/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités