Actualités > HAMAFISINA HATRANY NY SERASERA MBA HI...

HAMAFISINA HATRANY NY SERASERA MBA HIPAKA ENY IFOTONY IREO ASA FAMPANDROSOANA ISAM-PARITRA

Misandrahaka ny asan’ny serasera, koa  amin’ny maha minisitra mpiahy ny Faritra VATOVAVY an-Ramatoa  MARA Volamiranty Donna Mara Donna  dia nanolotra solosaina miisa 10 hoan’ity faritra ity ny tenany mba ho enti-manatsara ireo asa mifandraika amin'ny serasera eny anivon'ireo sampandraharaham-panjakana toy ny mpitandro filaminana, ny biraon'ny fananan-tany ary Kaomina, manaraka izay filàna nampitain'ireo Solombavambahoaka avy amin'ireo Distrika telo mandrafitra ny Faritra Vatovavy  ireo.Tonga nandray izany fampitaovana ara-tserasera izany tetsy amin'ny Biraon'ny Ministera Anosy ny Solombavambahoaka voafidy tao Ifanadiana MANANTENA Hajanirina Dinah, sy ny Solombavambahoaka voafidy tao Mananjary RANDRIARISON Maurice Lucien, ary ny Solombavambahoaka voafidy tao Nosy Varika MALAINKORATSY Jocelyn.Fanoitran'ny fampandrosoana miainga eny ifotony ny Serasera ka antony anaovan'ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina azy ho zava-dehibe.

Publie le 13/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités