Actualités > ANY MAHAJANGA NY TVM SY NY RNM MANDRI...

ANY MAHAJANGA NY TVM SY NY RNM MANDRITRA NY FARAN'NY HERINANDRON'NY 8 MARSA HO AVY IZAO


Any Mahajanga ny TVM sy ny RNM mandritra ny faran'ny herinandron'ny 8 Marsa ho avy izao. Avy any Mahajanga no hampitana ny sary sy ny feo ho an'i Madagasikara manontolo:
Ny lanonan'ny 8 marsa
Ny Vaovao an-tsary ao amin'ny TVM sy ny Vaovao am-peon'ny RNM
Ireo fandaharana isan-karazany
Eo ihany koa ny fandaharana manokana momba ny 8 marsa.

Publie le 07/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités