Actualités > ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA

ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA


Antsam-piderana ho an'ny firenena izay tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara sy nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy. Nankasitraka ireo rehetra tonga niombom-po sy niaraka nitondra am-bavaka ny firenena tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina.Tonga niombom-bavaka nanatrika ny fotoana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna. Mitohy eny amin’ny "Lac Iarivo" ny 25 jona 2025 ny fanamarihana izany tsingerin-taona niverenan'ny fahaleovantena izany amin’ny alalan’ny afomanga goavana sy ireo seho "drônes" miavaka.#Malagasy #Iray

ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
ANTSAM-PIDERANA HO AN' NY FIRENENA
Publie le 23/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités