"Manakôry dahôly Ambatondrazaka" andiany faha roa (Mars)
Ambohim-pihaonan'ny mpiangaly Dihy teto @ Tranoben'ny Serasera sy ny kolontsaina "Masinjara auditorium Hôsika" Ambatondrazaka ny sabotsy 1 Mars Tolak'andro teo.
Akoatran'ny karazan-dihy naseho teto, nampiavaka ny hetsika faharoa anatin'ity Taona 2025 ity (volana Mars) ny "Battle" isam-bondrona sy isan'olona arakaraky ny sokajy.
Téo ireo seho dihy @ fandihy isam-paritra sy zumbà nentin'ireo club zumba
Tena tsara koa nefa ireo seho nentin'ireo club de dance maro sy ireo club culturel isan-tsekoly
Misaotra ny rehetra , indrindra ireo nanatrika tonga maro sy ireo Club culturel rehetra mavitrika.
Toraka voninkazo manokana ho an'i Mme SARIKA sy ny Gladi dance
@ VOLANA AVRIL INDRAY