Actualités > RADIO MIARA-MIENTANA

RADIO MIARA-MIENTANA


Miainga mivantana eto Fianarantsoa, iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa MARA Volamiranty Donna, anio Alakamisy 03 Jolay 2025, amin'ny 06 ora sy sasany hariva.Fandaharana manokana iresahana ireo asa fampandrosoana tarihan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina ety amin'ny faritra.

Publie le 04/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités