Hisy ny fihaonana mivantana amin’ny mpanoratra RAZAFIMAMONJY George Eugene Fanja ny alarobia 26 Febroary 2025 amin’ny 2 ora sy sasany izay hotontosaina ao amin’ny efitra DOX Tranombokim-pirenena Anosy.
Publie le 25/02/2025
Par 451512
Categorie: Actualités